VAKINANKARATRA : Hiditra amin’ny andiany faha 4 ny tsenaben’ny  « foie gras » ao Behenjy

Hotontosaina ao Antanimenabe Behenjy ny tsenaben’ny aty matavy na « foie gras »ny faha 14 -15 Aogosotra 2025 ho avy izao. Hiditra amin’ny adiany faha efatra ity hetsika ara toe-karena ity izay karakarain’ny vovonan’ny mpisehatra amin’ny aty matavy ampian’ny fiadidian’ny  faritra vakinankaratra,  mpiara miombonantoka kosa ny LFL sy ny Groupe Basan amin’ity andiany ity. Ankoatra ny maha hetsika ara toe-karena azy dia mazava loatra fa hahazo tombony lehibe amin’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de VAKINANKARATRA : Hiditra amin’ny andiany faha 4 ny tsenaben’ny  « foie gras » ao Behenjy