RAHARAHA BOEING 777 MIISA 5 TONGA TANY IRAN. INONA MARINA NO ATAO HOE FBI MALAZA MANERAN-TANY ?

Misy dia tena mirediredy mihitsy ao amin’ny facebook ao, ka heverin-dry zareo fa mitovy amin’ilay “série FBI International” ny FBI, ka mampidi-kizo ny fahalalana ho an’ny maro an’isa ny tsy fahampiany fahalalany mifototra amin’ny fankahalana ny Filoha Andry Rajoelina. Ho avy ny Karma ry zareo fa...
Lire la suite sur
Image à la une de RAHARAHA BOEING 777 MIISA 5 TONGA TANY IRAN. INONA MARINA NO ATAO HOE FBI MALAZA MANERAN-TANY ?