ANTSIRABE II :  Kaominina roa nametahana birao solotenan’ny fananantany iraisana

Isan’ny raharahara mampitiaraina sy mampatahora ny olona ity resaka fananan-tany ity indrindra fa ireo olona any amin’ny tontolo ambanivohitra. Maro mantsy ireo mpisoloky no efa miparitaka manodikodina tanin’olona mana-tompo ary ny tena loza  dia  lasan’izy ireny ny tanin’ny tantsaha noho ny tsy fahalalana, ankoatraizay  ny ady lova ka miteraka fifamonoana amin’ny samy mpihavana mihitsy. Hamahany ny ampahan’ny olona mateti-pitranga ny fametrahana ny birao solotenenan’ny ...
Lire la suite sur
Image à la une de ANTSIRABE II :  Kaominina roa nametahana birao solotenan’ny fananantany iraisana