Toamasina : Jiolahy telo maty, roa azo sambo-belona

Nirefodrefotra indray ny basy tao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana tao. Fifandonana mahery vaika nisy teo amin’ireo pôlisy avy eo anivon’ny Fip Toamasina sy ny andian-jiolahy mahery vaika, nikasa hanafika mpandraharaha iray tany an-toerana. Raha ny voalaza dia basy vita gasy sy basy kilalao nampiasain’ireto olon-dratsy tamin’io andron’ny zoma io, nentina nifanandrinana tamin’ireo mpitandro filaminana. Tsy nanaiky hatramin’ny farany moa ireto andian’olon-dratsy, hoy...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina : Jiolahy telo maty, roa azo sambo-belona