Masay : Mpitondra môtô natsipin’ny « casseur »
Ahiana tanteraka ny ainy ! Nandriaka indray ny rà tetsy amin’ny lalana migodan’i Marais Masay, omaly tokony ho tamin’ny enina ora tany ho any. Lehilahy iray manodidina ny 40 taona any ho any no naratra mafy, ary efa tsy mihetsika intsony,, tsy lavitry ny « casseur » amin’iny lalana iny. Raha ny fitantaran’ireo nanatri-maso dia somary nandeha mafy izy ireo, avy any Andranobevava ho any Ankorondrano iny. Tafatsambikina ilay « casseur » iny izy ireo ary nianjera ». Nisosa...