Minisiteran’ny Foloalindahy : Manamafy ny firaisan-kina amin’ny alalan’ny fanatanjahan-tena
Nosokafana tamin’ny fomba ôfisialy ny alarobia 06 novambra 2024 ny lalao fifaninanana ara-panatanjahantena mitondra ny anarana hoe « tournoi de noel, trophee du ministre des Forces armees » teo amin’ny MDN Stadium. Mandritra ny roa volana no hanatanterahana izany ka taranja efatra (baolina kitra, baskety, atletisma ary ny lomano) ka hifaninana’ireo miaramila avy amin’ny Minisiteran’ny Foloalindahy, ny Etamazaoron’ireo Tafika, ny Etamazaoron’ny Tafika an-Tanety, ny...