Maevatanàna an-tampon-tanàna : Voafehy ny fitandroana ny filaminana nandritra ny fety

Nisy 45 ireo polisy naparitaka hitandro ny filaminana, teny anivon’ny fiaraha-monina sy ny elakelan-trano, ary ny fokontany, nandritra ny fety faran’ny taona sy taom-baovao, ho an’ny teto Maevatanàna an-tampon-tanàna. Raha ny vaovao marim-pototra voaray hatrany dia nahitam-bokany ny ezaka nataon’izy ireo, satria voasoroka mialoha ny tranga fanafihana, tao amin’ny fokontan’Ambodimadiro, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra, ny alin’ny faha 31 desambra taona 2024...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanàna an-tampon-tanàna : Voafehy ny fitandroana ny filaminana nandritra ny fety