Ambolokandrina : Mpamaky tranotra-tehaka niaraka tamin’ny basy kilalao

Efa niomana tamin’ny fitaovana rehetra ingahirainy ary niezaka nisikotra ny varavaran’ilay trano. Efa saika « tafa » ihany araka ny fitenin’ny tanora, saingy tonga tampoka teo am-panantanterahana ny asa ratsiny ny pôlisy, rehefa nahazo fampandrenesana. Na talohan’ny fety, na izao aorian’ny fety izao dia anisan’ny vanim-potoana mampirongatra ny vaky trano sy halatra isan-karazany. Toy ity nitranga teny amin’iny faritra Ambolokandrina ity. Lehilahy iray manodidina ny 29...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambolokandrina : Mpamaky tranotra-tehaka niaraka tamin’ny basy kilalao