Maevatanàna an-tampon-tanàna : Nahitana fatin’olona iray voakapoka tavoahangy labiera ny lohany

Mihorohoro tanteraka ireo mponina aty amin’ny renivohim-paritra Betsiboka an-kehitriny amin’ny fahitana von’olona etsy sy eroa, izay manao sesilany. Raha ny angom-vaovao voaray hatrany dia ny Alahady faha 17 Novambra taona 2024 teo, tokony tamin’ny telo ora maraina tany ho any no nisy niantso an-telefaonina ny polisim-pirenana eto Maevatanàna, fa nisy faty nitsirara tamin’ny arabe, teny ambon’iny biraon’ny Jiro sy Rano Malagasy. Tsy niandry ela ny mpitandro ny filaminana rehefa...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanàna an-tampon-tanàna : Nahitana fatin’olona iray voakapoka tavoahangy labiera ny lohany