Mahiagogo-Tsaratanàna : Tafaverin’ny Zandary sy ny fokon’olona ny omby teo am-pelatanan’ireo jiolahy

Ny Alahady faha 17 Novambra taona 2024 lasa teo iny no lasan’ireo jiolahy dimy lahy nitondra basim-borona sy zava-maranitra ny omby niisa 28 tao am-bala, tao amin’ny fokontany Mahiagogo, kaominina ambonivohitr’i Sarobaratra, any amin’iny disitrikan’i Tsaratanàna iny, izany hoe: ato anatin’ny faritra Betsiboka. Ny angom-vaovao hatrany no nahalalana fa ny filoham-pokontany any an-toerana no nampandre ny Zandary sy nahafan’izy ireo nihetsika avy hatrany. Nifanehitra tao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahiagogo-Tsaratanàna : Tafaverin’ny Zandary sy ny fokon’olona ny omby teo am-pelatanan’ireo jiolahy