Kidnapping ao Tsaratanàna : Manahy ambadika politika ny depiote

Tsy nitsanga-menatra ny solombavambahoakan’i Tsaratanàna, manoloana ny trangam-panafihana mitam-piadiana, miharo fakana an-keriny nonomboka tamin’ny 26 sy 30 desambra taona 2024 lasa teo iny, hany ka hatraty amin’ny volana janoary taona 2025 dia namoaka feo hoan’ny tompon’andraikitra ambony mahefa ihany koa ny tenany. Manahy ny depiote Thony Randriamalala, voafidy tany an-toerana, fa mety misy ambadika politika ny tranga « kidnapping, » manao sesilany any amin’ny tapany...
Lire la suite sur
Image à la une de Kidnapping ao Tsaratanàna : Manahy ambadika politika ny depiote