Kianja Barea: andalam-pamaranana ny asa fampanarahana ny fenitra takian’ny CAF sy ny FIFA

Miisa 8 ireo fanamarihana nataon’ny CAF mikasika ny kianjan’ny Barea. Saika efa tomombana avokoa ny ankamaroan’izy ireo araka ny nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Moustapha Marson. Isan’ny laharam-pahamehana teo amin’ny CAF sy ny FIFA ny fananana ireo fitaovana ara-pahasalamana toy ny fameloman’aina afaka manantona ny marary, ny fibatana ny mpilalao raha sendra aretina eny ambony kianja izay manaraka ny fenitra iraisam-pirenena. Efa tomombana avokoa izany...
Lire la suite sur
Image à la une de Kianja Barea: andalam-pamaranana ny asa fampanarahana ny fenitra takian’ny CAF sy ny FIFA