Halatra fiara 4×4 teny Ivato : Nataon’ireo mpamily dika mitovy ny lakile
Ny herinandro lasa teo no nitranga ity halatra fiara teo amin’ny fiantsonan’ny fiara ana trano fandraisam-bahiny lehibe iray tetsy Ivato. Andro vitsy taty aoriana, hita ny fiara, fiara tsy mataho-dalana marika Toytota Land Cruiser II ary voasambotra niaraka tamin’izay ihany koa ireo mpangalatra. Ireto farany, izay tsy iza fa ireo mpamilin’ilay fiara ihany. Raha ny fantatra dia sinoa no tompon’ity fiara very ity, ary manana mpamily miisa dimy izy, miasa sy mitondra an’ity 4×4 ity....