Kandreho-Betsiboka : Mpandraharaha amin’ny rofia nisy namono

Olona efatra no voasambotry ny zandary. Tsy niandry ela na amam-bolana na aman-taona, vao nipoitra sy azo ireo jiolahy nanao ny famonoana, fa roa andro taty aoriana dia hita sy tratra ireo olona nandray anjara tamin’ny famonoana an’Atoa Thonny, mpividy  » Rofia, » fa izany tokoa no tonga amin’ilay fiteny mahazatra hoe: ny mandatsa-drà ny mpiara-beloana, tsy maintsy hita foana, ny marina, satria ny rà latsaka amin’ny tany dia manana ny jininy. Raha ny fampitam-baovao voaray...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Kandreho-Betsiboka : Mpandraharaha amin’ny rofia nisy namono