Hain-trano tao antsirabe : olona 4 maty kilan’ny afo

Ny alin’ny talata hifoha Alarobia tokony ho tamin’ny 10 ora alina no nisehoan’ny loza tao Andranomafana, mbola ao anatin’ny fokontany Ampatana no misy ity toerana ity. Trano fivarotana zava-pisotro iray  no voalaza fa niantombohan’ny afo. Tsy fantatra mazava ny tena antony niavian’ny afo fa afo efa mijoalajoala no nanaitra ny manodidina. Niezaka nanao izay ho afany ihany ny fokonolona namono ny afo saingy efa nihitatra loatra ny afo no mifanetinety be loatra ireo trano manodidina...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Hain-trano tao antsirabe : olona 4 maty kilan’ny afo