Fitsarana ady heloka Toamasina : Pasitera amin’ny fiangonana zandriny voaheloka higadra

Nivaly ny fitsarana ady heloka momba na fametavetana vehivavy nataon’ilay pasitera tamin’ny fiangonana zandriny iray teny Ambalamanasy. Ny alakamisy teo no nivoaka ilay didy ka migadra heritaona an-tranomaizina miampy onitra 16 tapitrisa ariary ho an’ireo vehivavy 8 mpitory azy tamin’izao raharaham-pitsarana izao. Nandritra ny fitsarana raha ny 11 jona teo no nahiditra am-ponja vonjy maika ity pasitera ity, ka ny fananararaotana ara-nofo tamin’ireo vehivavy tao am-piangonana misy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fitsarana ady heloka Toamasina : Pasitera amin’ny fiangonana zandriny voaheloka higadra