Faritra SAVA : Mitazona kalachnikov ireo mpanafika

Nasesin’ny jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana ny faritra tamin’ny volana lasa teo. Nisy hatramin’ny orinasa no voatafika. Nataon’ny zandary ny fanarahan-dia ary nanomboka hita tsikelikely hatramin’ny fieren’ireo jiolahy. “Tao anatin’ny fanangonam-baovao rehetra sy fanarahan-dia samihafa dia voaporofo fa tao amin’ny toerana atao hoe Ambodifamba, fokontany Beanana, distrikan’Andapa no nialokaloka ireo jiolahy rehefa avy nanao ny fanafihana. Nanatanteraka ny fisamborana...
Lire la suite sur
Image à la une de Faritra SAVA : Mitazona kalachnikov ireo mpanafika