Kaominin’i Toamasina renivohitra : Nitrangana famaizana ireo tranoheva 37 teny amoron-dranomasina

Loza no nitranga tamin’ireto mpivarotra zava-misotro mahamamo eny amoron-dranomasin’i Toamasina renivohitra, eo ampitan’ny orinasa Auximad omaly tokony tamin’ny 4ora sy 30min tany ho any. Nitrangana firehetana mantsy ireo tranoheva fivarotana zava-pisotro misy alikaola antsoin’izy ireo hoe “stand Panama”, indrindra amin’ny alina sy faran’ny herinandro. Maromaro ireo trano eny amoron-dranomasina io saingy ireo trano 37 no may kila tsy azo noraisina, saingy tsy fantatra hatreto...
Lire la suite sur
Image à la une de Kaominin’i Toamasina renivohitra : Nitrangana famaizana ireo tranoheva 37 teny amoron-dranomasina