Ambatolampy : Maty voatifitra i Cyrille, mpangalatr’akoho

Tsy fangalarana akoho amam-borona ihany no tena talentan’Ingahy Cyrille sy ny namany fa rehefa halatra botry isan-karazany : vaky trano sy ny maro hafa. Ny andron’ny talata lasa teo, tapitra hatreo ny laza ratsin’ity « andrarezin’ny hala-botry », tany amin’iny distrikan’Ambatolampy ity hoy ny zandary rehefa nifanena tamin’ny zandary, izy sy ny ekipany. Efa maromaro ihany ireo velon-taraina ny amin’ny afitsok’izy ireo tany an-toerana. Ary raha vao misy resaka hala-botry...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambatolampy : Maty voatifitra i Cyrille, mpangalatr’akoho