Babiche, mpilalao horonantsary : Tsy maty indray, hoy Avoko Production

Maty sa velona i Babiche ? Tsy lohatenina horonantsary vaovao akory fa fisavorovoron-tsainan’ny mpankafy. Hatreto tokoa mantsy dia misavoritaka be ihany ny zava-nisy. Satria, raha nolazaina fa namoy ny ainy ny zoma teo, ity mpilalao horontsary malagasy ity, Babiche Minouchette, araka ny filazan’ny zanany ary naparitaky ny mpamokatra horontsary niasàny, Avoko Production. Ity farany indray no nanao ranty, ny sabotsy teo, nandiso ny vaovao fa mbola eo am-pitsaboana azy izy ireo ary nanamafy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Babiche, mpilalao horonantsary : Tsy maty indray, hoy Avoko Production