Maevatanàna : Olona telo nodorana velona, nadoboka am-ponja ilay nahavanon-doza

Rehefa vita ny famotorana sy fitazomana nataon’ny Zandary an’ilay lehilahy nandoro olona telo velona tany amin’ny tobim-bolamena iray atao hoe Anosibe, any amin’ny kaominina ambanivohitra Antanimbary, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, dia natolotra ny fampanoavana ny faramparan’ny herinandro teo ny nahavanon-doza, ka taorian’izay no nandray ny fanapahan-keviny ny tonia mpampanoa lalàna amin’ny fampidirana am-ponja vonjimaika azy eny » Ambodimadiro. » Raha averena...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Maevatanàna : Olona telo nodorana velona, nadoboka am-ponja ilay nahavanon-doza