Famadihana : fomba iray mbola velona eo amin’ny fiarahamonina Malagasy.

Famadihana : fomba iray mbola velona eo amin’ny fiarahamonina Malagasy. 2 septembre 2024 Manomboka mamadika ny ankamaroan’ny Malagasy vao mipaika ny volana jolay, ary hatramin’ny volana oktobra dia ahitana famadihana foana na eto ndrenivohitra izany na any ambanivohitra, ary any amin’ny Faritra. Samy manana ny fotoana hamonosan-damba ireo havana na ireo namana efa...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de Famadihana : fomba iray mbola velona eo amin’ny fiarahamonina Malagasy.