Ankadikely Ilafy : Voatifitry ny jiolahy ny vadin’i Benjakely mpilalao horonantsary

An-dranomaso tanteraka no nitantaran-dRakotoarivony Heriniaina Rolland, fantatra tamin’ilay horonantsary « Benja Kely », ny zava-nisy ny zoma tetsy Ankadikely Ilafy. Fotoana izay nitrangan’ny fanafihana nitam-piadiana, ary nahalasibatra vehivavy iray. Ity farany izay tsy iza fa vadin’ity mpilalao horonantsary malagasy ity. « Mbola niantso azy aho taloha kelin’io ary nilaza fa efa an-dalana mody izy (…) Indrisy anefa fa izy efa mitsirara anaty rà mandriaka ho hitako» hoy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ankadikely Ilafy : Voatifitry ny jiolahy ny vadin’i Benjakely mpilalao horonantsary