Anjozorobe : Mpaka an-keriny telo maty voatifitra

Tsy mamela mahazo ! Taorian’ny fisesisesin’ny resaka fakàna an-keriny tany amin’iny distrikan’Anjozorobe iny, dia fantatra fa nisy ny hetsika manokana nataon’ny teo anivon’ny vondron-tobim-paritry ny zandary Imerina Central, hamongorana sy hikarohana ireo mpanao ratsy. Vokany, nisy telo tamin’ireo olon-dratsy no maty voatifitra tao anatin’ny fifandonana ary maromaro kosa ireo voasambotra. Nahitàm-bokany hatreto aloha ity hetsika, nataon’ny teo anivon’ny zandary ity,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Anjozorobe : Mpaka an-keriny telo maty voatifitra