Ampanefy Atsimondrano : Nentin’ny mpanampy nitsoaka ny 3 tapitrisa Ariary

Nentiny nitsoaka ary nanjavona niaraka tamin’ny vola 3.800.000 Ariary ny tovolahy mpanampy an-trano teny Ampanefy Atsimondrano. Nody avy hatrany tany amin’ny tany niavany any Morarano Ambatolampy izy io. Nividy akanjo vaovao, finday, famantaranandro, borety ary radio carte Ilay tovolahy. Vola 840.000 Ariary sisa hita tany aminy, izay nafeniny tany anaty tafon-trano. Voasambotry ny Zandary avy ao amin’ny poste avancé Soavina ilay tovolahy. Araka ny fanazavana avy amin’ny zandary dia...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampanefy Atsimondrano : Nentin’ny mpanampy nitsoaka ny 3 tapitrisa Ariary