Taom-baovao malagasy

A. TENY FAMPIDIRANAHaiko loatra ny hambom-po nikatsahana azy. Efa aman-taona aho no isan’ireo nitaky ny fisiany. Naman’ireo, ihany koa, nangataka mba hanaovana azy ho «andro tsy fiasana anefa andraisan-karama». Ireo alahatro etsy ambany ireo ny lahatsoratra tao anatin’izay dimy taona farany izay. «Taom-baovao malagasy» : tahaka ny fisian’ny an’ny Sinoa, manetriketrika maneran-tany, saingy adinon’ny Sinoa Gasy ny manatsidika azy eto Madagasikara. Tahaka ny an’ny Silamo izay...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar