Tantara ihany ka Tantara

(Tohiny)Ireo zanak’Andriantsilavo telolahy dia nametrahana andraikitra ambony tamin’ny governementa Ranavalona : Rajery natao Andriambaventy teo amin’ny Fitsarana, Ratsimanisa lasa lehiben’ny tafika, ary Rainiharo na Ingahivony, lehiben’ny mpanolon-tsain-dRanavalona. Rehefa nodimandry Rainiharo tamin’ny 1852, dia fandevenana manetriketrika, lambamena aman-jatony no nampombaina ny maty, omby amin’arivony no natao sorona ho dikain’ny tranovorona, tafondro maro vava no rerè ; ary...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar