Androhibe : Dôkera mpangalatra môtô : efa-dahy voasambotry ny pôlisy

Vao varimbariana ny tompony na fantatr’izy ireo fa lasa nametraka ny môtô teo an-tsisin-dalana teo fotsiny dia avy ry zalahy amin’ny angady sy harona. Ary efa tena « tompon’ny ketrika » araka ny voambolan’ny tanora tokoa, satria ao anatin’ny fotoana fohy monja dia voavaha sy lasa ny môtô. Araka ny fomba filaza mahazatra izay hoe matoa misy ny mpangalatra dia tsy maintsy ny mpividy halatra. Ary ity farany no manosika ny olon-dratsy iray tsy hiala amin’ny fomba mahazatra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Androhibe : Dôkera mpangalatra môtô : efa-dahy voasambotry ny pôlisy