Antsoherinakoho  Maevatanàna : Fanafihana mitam-piadiana, maty voatifitra ny  jiolahy telo

Tsy milavo lefina amin’ny resaka asan-dahalo sy ny fanafihana mitam-piadiana manakorontana saim-bahoaka ny zandary ho an’ireo olon-dratsy minia manao izany. Ny zoma faha-13 volana septambra, taona 2024 teo, tokony ho tamin’ny 08 ora mahery 43 minitra teo no noravan’ny jiolahy niisa telopolo nirongo basy sy fitaovam-piadiana ny fokontany atao hoe Antsoherinakoho, any amin’ny kaominina ambanivohitra Tsararano, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, ka sady voadaroka vodibasy ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsoherinakoho  Maevatanàna : Fanafihana mitam-piadiana, maty voatifitra ny  jiolahy telo