Lapan’ny Tanànan’Antananarivo, 16 septambra 2024. Lahatenin’ny Filoham-pirenena, Andry Rajoelina, tamin’ny fanaovam-beloma farany an’Itompokolahy Ramanambitana Richard Barjohn

* * * * * * * Tompokolahy sy Tompokovavy, Ianareo rehetra izay manotrona izao fanaovam-beloma farany ny namantsika, ray aman-drenintsika izao, indrindra ianareo fianakaviana, ny vady aman-janany. Ao anatin'ny alahelo, tomany sy fo torotoro no hanaovantsika veloma farany an'i Richard Ramanambitana eto amin'ity Lapan'ny tanànan'Antananarivo ity, izay toerana nanamarika ny fanarenana nataontsika teto amin’ny Firenena dia izao Lapan'ny Tanàna izao. Fa tao amin'ity Lapan'ny Tanàna ity...
Lire la suite sur
Image à la une de Lapan’ny Tanànan’Antananarivo, 16 septambra 2024. Lahatenin’ny Filoham-pirenena, Andry Rajoelina, tamin’ny fanaovam-beloma farany an’Itompokolahy Ramanambitana Richard Barjohn