Toliara II – Fibodoana tsy ara-drariny tanin’olona : Andian’olona mitonona ho zanakin’ny filoha Rajoelina no mandravarava
Mihirohoro sy mandalo fahasahiranana ny olona manana tany ao aminy kaominina ny Toliara II noho ny fisian’ny andian’olona milaza sy mitonona fa zanak’anabavin’ny filoha ny repoblika Andry Rajoelina satria dia tany maromaro ao anatin’iny faritra iny no efa volana maro maro no voalaza fa efa nobodoin’izy...