Manohisoa Betafo : Nahazo efitrano fianarana vaovao tamin’ny AEPPA

Fikambanana mpanao asa soa avy atsy amin’ny nosy La réunion ny AEPPA na Association Réunionnaise Amis de l’EPP Ambohitrarahaba. Ny taona 2001 no nihorenan’ny AEPPA, manampy ny sekoly Fanabeazana fototra na EPP ny fikambanana, ankoatra ny fananganana fotodrafitrasam-pampianarana dia mitondra tosika ho an’ny ireo mpianatra koa ny fikambanana amin’ny alalan’ny fizarana kojakoja sy fitavaon’ny mpianatra na « kits scolaires ».  Tsy izay ihany fa maro ny asa sosialy...
Lire la suite sur
Image à la une de Manohisoa Betafo : Nahazo efitrano fianarana vaovao tamin’ny AEPPA