Antoko Vonjy Iray Tsy Mivaky : Vonona handray anjara amin’ireo fifidianana rehetra
Ramatoa Razanabahiny Francette, filoha nasionalin’ny Antoko Vonjy Iray Tsy Mivaky. Amin’ny maha zanak’i Vangaindrano azy dia tonga nanome voninahitra ny lanonana fifampiarahabana tratry ny taona nokarakarain’ny Fikambanan’ny Zanaky ny Faritra Manambondro (FIZAFAMA) ny 1 aprily lasa teo ny filoha nasionalin’ny Antoko Vonjy Iray Tsy Mivaky, Ramatoa Razanabahiny Francette. Fotoana nanararaotany niresahana ny raharaham-pirenena, indrindra fa ny momba ireo fifidianana izay ho...
