Vonoan’olona tany Mahavelona Foulpointe : Fananana an-tapitrisany rava, olona folo voasambotra

Nitrangan’ny vono olona, zaza 14 taona, tao Mahavelona Foulpointe andro vitsy lasa izay. Noho io toe-javatra io dia tezitra ireo fokonolona avy ao amin’ny tanàna atsimo sy avaratry ny Manda, ka nitondra sora-baventy eraky ny tanana nilaza ny hamoahana ny marina momba ity raharaha vono olona ity. Mpandraharaha iray avy ao an-toerana ihany no lasibatra tamin’ity sora-baventy nolanjain’ny fokonolona ity, mba hamoahan’ity mpivarotra ity ny marina mikasika ity vono olona ity, mbola tsy...
Lire la suite sur
Image à la une de Vonoan’olona tany Mahavelona Foulpointe : Fananana an-tapitrisany rava, olona folo voasambotra