Ankazotoho Anosimahavelona : Basy vita gasy saron’ny pôlisy

Tao anatin’ny  fisafoana nandritra ny alina nataon’ireo pôlisy avy eo anivon’ny kaomisarian’ny boriborintany fahadimy, teny amin’iny faritra Ankazotoho Anosimahavelona iny, no nahasaromana ity fitaovam-piadiana ity. Araka ny fampitam-baovao azo, tokony ho tamin’ny telo ora maraina tany ho any no nifanena tamin’ny telolahy mampiahiahy ireo mpitandro filaminana. Mazava ho azy fa nanatona avy hatrany ireo pôlisy vantany vao nahita  azy ireo, handeha hanao ny fisavàna....
Lire la suite sur
Image à la une de Ankazotoho Anosimahavelona : Basy vita gasy saron’ny pôlisy