Ambohibary Antsirabe : Voly rongony, 375 fototra saron’ny zandary

Raha ny fijery azy ireo tampoka tokoa aloha dia miova tsy toy ny karaoty tsara tondraka, maitso mavana aok’izany ary heverina fa tena ho be vodiny ? Saingy tsy izay no zava-nisy. Ny alarobia lasa teo tokoa mantsy, nandritra ny fidinana ifotony nataon’ireo zandary avy ao Ambohibary, distrikan’Antsirabe II iny, taorian’ny angom-baovao azo dia sahan-drongony iray no sarona, tao Sahabe, fokontany Mahatsinjo. Tanimboly lehibe tokoa saingy ilay zava-maniry raràn’ny lalàna no teo...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambohibary Antsirabe : Voly rongony, 375 fototra saron’ny zandary