Un agent de police, accusé d’avoir tué un individu lors d’une altercation en état d’ébriété à 67ha, a été placé en détention provisoire à Tsiafahy. Malgré une tentative de fuite pendant sa garde à vue, il a été rattrapé à Ambatofotsy. Connu pour des abus de pouvoir, son arrestation relance les débats sur l’impunité dans les rangs des forces de l’ordre.
Ny harivan’ny alarobia teo no nivoaka ny didy famonjàna vonjimaika azy. Izy io dia ilay polisy izay nahafaty olona teny amin’ny 67ha rehefa tao anatin’ny fisotroana niaraka. Nitory ny havan’ny maty ary nosamborina izy. Nohadihadiana ary nandritra ny « garde à vue » dia mbola nitsoaka ihany, saingy voasambotra teny Ambatofotsy. Tsimatimanota no niantsoan’ny mpampiasa tambajotra sosialy azy noho izy malaza ratsy manampatra fahefana sy mikasi-tànana olona. Lesona tsara ny...