Toamasina sous tension : la FIP neutralise quatre malfaiteurs armés à Andranomadio ?

La commune de Toamasina fait face à une recrudescence d’actes criminels, notamment des cambriolages violents. Lors d’une opération à Andranomadio, la FIP a abattu quatre individus armés identifiés comme récidivistes. Les autorités poursuivent également les actions contre les groupes de jeunes menaçant la sécurité dans plusieurs quartiers. Une riposte saluée par les habitants face à l’insécurité croissante.

Tena misy tsy filaminana ny kaominin’i Toamasina tato ho ato izay noho ireo asan-jiolahy. Mampiasa fitaovam-piadiana sy zava-manaranitra izy ireo mandritra ny asa ratsiny, indrindra fa ny vaky trano. Vokatr’izany dia nanao hetsika ny ekipan’ny FIP notarihan’ny komandany Lapely, sy ny talen’ny filaminana anatiny, ny kaomisera Rakotovao Christian, izay nanome ny toromarika rehetra. Noho ity hetsika nataon’ny FIP ity dia jiolahy efatra fanta-daza amin’ny asa ratsiny ao...
Lire la suite sur
Image à la une de