Un taxi-brousse reliant Ambovombe à Antananarivo a été violemment attaqué par des hommes armés à Ambohimahasoa, causant cinq blessés et la perte de plusieurs millions d’ariary. Cette attaque survenue en pleine période de vacances ravive les inquiétudes sur la sécurité routière sur la RN7, un axe majeur du sud de Madagascar.
Niainga avy any Ambovombe (faritra Androy) ny fiara fitaterana ary nizotra ho aty an-drenivohitra. Nandalo teo amin’ny mifanandrify amin’ny fokontanin’i Soanatao (Ambohimahasoa) no nisy andian-jiolahy mirongo basy sy famaky, izay nanakana ny fiara, ny marainan’ny alakamisy manodidina ny tamin’ny iray ora. Herisetra avy hatrany no nataon’ireo. Dimy tamin’ireo mpandeha no naratra vokatr’izany ary vola manodidina ny dimy tapitrisa no lasa, ankoatra izay entana nety tamin’ireo...