VAKINANKARATRA ANTSIRABE :  Feno 35 taonany ny FIFATA 

Fikambanana Fampivoarana ny Tantsaha na FIFATA, mazava fa eny amin’ny tontolo ambanivohitra no sehatra hiasany. Ny volana Septambra 1989 no nitsanganany ary tamin’izany fotoana no efa nanohana ny famokarana tantanam-pianakaviana. Feno 35 taona katroka noho izany ny FIFATA, tsy namela izany fotoana manan-danja izany nandalo fotsiny ny fikambanana fa nisy ny fanamarihana izany tamin’ny fomba ofisialy. Hateloana ny naharetan’ny fanamarihana, nanomboka ny 25 Septambra lasa teo, ny...
Lire la suite sur
Image à la une de VAKINANKARATRA ANTSIRABE :  Feno 35 taonany ny FIFATA