Androtra kely-Betsiboka : Alika mpihaza lambo, mampitondra faisana ireo zanak’omby

 Mihorohoro tanteraka ireo mponina manana omby any amin’ny tanàna atao hoe: Androtra kely, fokontany sy kaominina Sarobaratra, any amin’iny disitrikan’i Tsaratanàna iny, ato anatin’ny faritra Betsiboka, manoloana ny faharatran’ireo zanak’omby nokaikerin’ny alika mpihaza lambo any anaty akata. Rehefa nahazo tatitra sy fampandrenesana makasika izany tranga izany ny tompon’andraikitra ny fitandromana ny filaminana sy ny dokoteram-bidy, dia nidina ifotony ny andron’ny sabotsy...
Lire la suite sur
Image à la une de Androtra kely-Betsiboka : Alika mpihaza lambo, mampitondra faisana ireo zanak’omby