Tsy filaminana eto Toamasina renivohitra : Maro ireo maty sy naratra ny herinandro nivalona teo…

Namory ireo lehiben’ny fokontany miisa 138 ny prefektiora ny Toamasina sy ireo mpitandro ny filaminana, ka nandritra izany no nanambaran’izy ireo fa tsy maintsy hatsangana ny andrimasompokonolona isam-pokontany. Mahatsapa mantsy ny vahoaka tato ho ato fa maro loatra ireo olona maty sy maratra vokatry ny fanafihana ataon’ireo jiolahy. Vao nanomboka monja iny herinandro nivalona iny dia efa faty olona no hita tamin’ny fahafatesana jiolahy rain-dahany amin’ny fanendahana tao Morarano;...
Lire la suite sur
Image à la une de Tsy filaminana eto Toamasina renivohitra : Maro ireo maty sy naratra ny herinandro nivalona teo…