Tsararano Maevatanana : Mpandraharaha iray no maty hita faty, nisy nifitra sy notetehina

Manakoako any amin’ilany avaratra sy andrefan’ny disitrikan’i Maevatanàna ny fahafatesan’ny mpandraharaha iray monina ao amin’ny kaominina ambanivohitra Berivotra 5×5, ny asabotsy faha-06 janoary 2024 lasa teo, tokony ho tamin’ny 08 ora maraina teo. Raha ny fampitam-baovao voaray dia, niala maraina vao mangiran-dratsy nitondra môtô, toy mahazatra handeha hanara-maso ny fambolena any Ambalalehibe, ao Tsararano, ilay mpandraharaha fantatry ny be sy ny maro amin’ny anarana hoe...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tsararano Maevatanana : Mpandraharaha iray no maty hita faty, nisy nifitra sy notetehina