Fanakanan-dalana tao Andranofasika RN4 : Lavon’ny zandary ny telolahy tamin’ireo olon-dratsy

Talohan’ny fetin’ny krimasy lasa teo no nitrangan’ny fanakan-dalana, nahalasibatra taxi-brousse sy nahavoaroba ireo mpandeha rehetra tao anatiny, tamin’iny lalam-pirenena fahefatra iny, teo Andranofasika. Herinandro vitsivitsy taty aoriana, fantatra ny sasany tamin’ireo tompon’antoka ary nifanehatra tamin’ireo mpitandro filaminana tao anaty fifandonana ka maty voatifitra ! Araka ny fampitam-baovao azo, ankoatra io tranga fanakanan-dalana teo Andranofasika io dia mbola teo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fanakanan-dalana tao Andranofasika RN4 : Lavon’ny zandary ny telolahy tamin’ireo olon-dratsy