Tsarakofafa Toamasina : Voasambotra ny mpangalatra anaty “salle des jeux”

Tsy milaky soroka ireo mpitandro ny filaminana eto Toamasina, indrindra ny ao amin’ny zandarimariam-pirenena, amin’ny fisamborana ireo mpanakorontana ny fiarahamonina eto Toamasina. Voasambotra tao Mangarivotra ireo andian-jatovy mpangalatra anatin’ireny “salle des jeux video” ireny. Fantatra koa izao fa misy mpandray ireo entana angalarinin’ireo andian-jatovo ireto ka tao Mangarivotra ihany koa ny tenany izay roa lahy no mpandray izany. Tratra teny amin’izy ireo nandritra izany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tsarakofafa Toamasina : Voasambotra ny mpangalatra anaty “salle des jeux”