Analalava : Dahalo telo maty voatifitry ny zandary
Nampitondra faisana ny vahoaka tany amin’ireo distrika maromaro tao anatin’ny faritra Sofia, raha ry zalahy ireto, izay fantatra amin’ny anarana hoe Rabenoro, Betrice ary Din, raha tsy hiteny fotsiny raha tsy tao amin’ny distrikan’i Boriziny (Port Bergé) sy ireo kaominina maromaro tao amin’ny distrikan’Analalava. Ny 99 andro ihany anefa no an-dry zalahy : lavon’ny balan’ny zandary tao amin’ny kaominina Andrevorevo, distrikan’Analalava izy ireo, rehefa nifanehatra...