Maevatanana : Fitaovam-pianarana maimaipoana hoan’ireo mpianatra eny amin’ny fanabeazana fototra
Nandrakotra ny fiarahana nandritra ny fizarana ny fitaovam-pianarana maimaipoana hoan’ireo ankizy mpianatra eny amin’ny fanabeazana fototra ny loko volom-boasary teny amin’ny kianjan’ny la place, tao amin’ny fokontan’Andranomatsiaka, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra ny Alahady voalohany volana Septambra tolakandro teo iny. Tonga nanontrana izao fanamaivanana ny Ray aman-dreniny mpianatra amin’ny fividianana fitaovam-pianarana ny Goveronora mpisolo toerana sy...