Tifitra Laser : Manahy mafy ny mpanamory fiaramanidina
Efa nandeha ihany ny fanentanana mahakasika ny tsy tokony hampiasàna jiro laser mba hitarafana ny habakabaka, indrindra rehefa misy fiaramanidina mandalo. Toa ny mifanohitra amin’izay anefa no mitranga ankehitriny, isaky ny misy fiaramanidina eny ambony eny dia betsaka ny mamoaka laser ary mitily izany. Nivoaka tamin’ny fahanginana ny mpanamory iray ary nalainy horonan-tsary ny fahasahirànan’izy ireo manamory ny roplanina rehefa misy mitifitra laser. Ary tena laser marobe tokoa, rehefa...