Ilanivato : Mpibizina rongony tra-tehaky ny polisy

Ny andron’ny Pantekoty teo, tsy ny Fanahy masina no tonga namangy an-dranamana fa ny polisy. Ranamana izay efa mpivarotra rongony malaza eny amin’iny faritra Ilanivato sy ny manodidina iny. Tra-tehaka tsy afa-niala intsony ingahirainy rehefa tratra tao aminy ny rongony maina tao anato harona sachet milanja eo amin’ny iray kilao teo, niaraka tamin’ny fonosana (bômba) aman-jatony. Araka ny filazam-baovaon’ny pôlisy dia tonga teny amin’izy ny fitarainana mahakasika ity lehilahy...
Lire la suite sur
Image à la une de Ilanivato : Mpibizina rongony tra-tehaky ny polisy