Disitrikan’i Kandreho : Vita soa-amantsara ny tetikasa
Mivoatse andiany fahafetra tato anatin’ny faritra Betsiboka. Ilaina ny fanamafisana fahaiza-mitantana eny ifotony. Miompana amin’ny fampiofanana ireo tompon’andraikitra eny anivon’ireo kaominina tsirairay avy, arak’izany ny tetikasa Mivoatse iarahana amin’ny Minisitera maro samy hafa, izay notarihin’ny fitaleavana misahana ny fifandraisana amin’ireo vondrom-bahoka itsinjaram-pahefana sy ireo olom-boafidy ao amin’ny fiadidian’ny Repoblika, ka ny Alatsinainy heriny lasa teo...